Aleo tsy manipuler-na izahay !!!

Nampidirin'i andriamihaly | 18 Mar, 2009

Tongasoa e !

Ity blaogy ity ... natomboka androany alarobia 18 mars 2009 (andro manan-tantara iray vaovao indray ho an'i Madagasikara noho ny zava-niseho omaly 17 mars 2009), natao hanairana sy hi-denoncer-na ny "manipulation par les médias", ny désinformation, ny "subversion" ... mba hisian'ny hery fahadimy (5ème pouvoir) hanohitra ny 4ème pouvoir izay natao fitaovana handikana tanteraka ny zo fototra ankehitriny : zo hanana ny heviny sy ny fomba fijeriny.

... MANOMBOKA NY TANTARA ...