Inona no hitranga manomboka "omaly" ka maharitra 1 taona ?

Nampidirin'i andriamihaly | 18 Mar, 2009

Izao no hitranga :

  •  "diversion" tsy hahitan'ny olona ny tena atao
    • hanao "ampamoaka" amin'ny endriny vaovao, na tena misy io na hoforonina fa dia izay no hameno ny fampilazam-baovao rehetra (sy ny réseau frantsay mazava ho azy)
    • hi-diaboliser an-ra8 sy ny tim : nifamatotra tamin'i Satana, ratsy fitondran-tena, sns
  • hanatsara ireo ratsy endrika (eo imason'ny vahoaka) rehetra : isaorana ny frantsay, isaorana ny profesora zafy, tena nety ny nataon'i koto, mendri-piderana ikala, sns
  • problème-réaction-solution : hamorona olanamba hanehoana ny vahoaka fa miasa sy mahavaha olana
... HITOHY NY TANTARA ...